|
|
|
|

Entry1  miala vonkina
Elementary words  2  miala, 3  vonkina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  mamono, na tezitra ka miteny mafy sy manaram-po izaitsizy amin' izany [1.1]
Explanations in French  6  se donner du mouvement, détendre les nerfs
agir de toutes ses forces, décharger sa colère sur quelqu'un [1.3#857]
Examples  7  Avy niady mivady angamba, dia aty amiko no hiala vonkina! [2.528#90]

Updated on 2025/09/12